MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NAMAFISINA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY TAMIN’NY ALALAN’NY FAMETRAHANA NY POLITIKA ANATINY HIADIANA AMIN’IZANY.

💷 Ady amin’ny kolikoly. ☑️Tontosa ny Talata 22 Septambra 2026, tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fampiofanana Mitohy Antanimora, ny fanolorana ny Politika anatiny Iadiana amin’ny Kolikoly (Politique Interne de Lutte Contre la Corruption) eo anivon’ny fitantanan-draharaham-panjakana eto amin’ny

ANOSIBE SY ANDAVAMAMBA : MANATANTERAKA FISAFOANA TSY TAPAKA NY POLISIMPIRENENA HO FANAMAFISANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA

👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 👮Mitohy hatrany ny fiarahamiasa eo amin’ ny mpitandro ny filaminana sy ny Andrimasom-pokonolona ao Antananarivo Renivohitra, miaraka amin’ireo tompon’andraikitra eny ifotony toy ny Vaomieran’ny Fandriampahalemana, ho fanamafisana ny filaminana sy ny fandriampahalemana amin’ireo toerana sy

SEKOLIM-PIRENENA MANOFANA HO INSPECTEURS SY AGENTS DE POLICE (ENIAP) ANTSIRABE : NAPETRAKA TEO AMBANY FANEVA NY ANDIANY « VANONA », TONTOSA IHANY KOA NY LANONANA ARA-MIARAMILA FANDRAISANA FIBAIKONA TEO AMIN’ IREO TALE MIISA 03 : NY TALEM-PARITRY FILAMINAMBAHOAKA VAKINAKARATRA, ITASY ARY BONGOLAVA

👮‍♂️🎓 Lanonana manan-danja telo sosona no notanterahina tao amin’ny Sekolim-pirenena manofana ho Inspecteurs sy Agents de Police « ENIAP » Antsirabe ny Zoma faha 18 Septembra 2026. ☑️ Natomboka tamin’ ny fametrahana eo ambany faneva ireo mpianatra ho Agents de Police andiany