📅 Nanatanteraka hetsika sy fanentanana ny 15 Septambra 2026, tao Morondava Centre, ny Brigade Féminine de Proximité (BFP) Morondava, ho fanamafisana ny fifandraisana amin’ny vahoaka. 📱 Nizara laharana ahafahana mifandray amin’ny Polisimpirenena ny BFP, mba ahafahan’ny vahoaka mampandre haingana ny
