🛡️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 🚔 Manohy ny fisafoana amin’ireo toerana rehetra ahitàna trangana tsy fandriampahalemana manodidina an’i Anosibe Angarangarana ny alin’ny 08 Septambra 2026 ny Polisimpirenena, miaraka amin’ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana. 👮 Ity hetsika ity dia notarihin’ny Lehiben’ny Kaomisarian’ny Boriboritany
