👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 🚔 Nanao hetsika fanamafisana ny filaminana nandritra ny herinandro ny Polisimpirenena tao Mahajanga, niaraka tamin’ireo sampandraharaha samihafa eo anivon’ny Fitaleavam-paritriny ny filaminambahoaka Boeny. 🚨Olona miisa 6 no nosamborina sy nanokafana fanadihadiana noho ny heloka samihafa
