DRSP ANALAMANGA_UIR/ CC TANA: JIOLAHY MPANAO FANAFIHANA MITAM-PIADIANA IRAY NO LAVO TETSY ANTSALOVANA

,👉Jiolahy iray efa mpamerin-keloka no lavon’ny balan’ny Polisy tao Antsalovana/67ha ny 09 Novambra 2024 tokony tamin’ny 09 ora sy sasany alina noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana. đź‘®Nahafantatra mialoha ny Polisimpirenena fa misy andian’olona mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana amin’ny mpivarotra mpamongady

DRSP ANTSINANANA-CSP2 MANGARANO

👉Lehilahy miisa dimy no voasambotry ny Polisy, ny faha 07 novambra sy 08 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka vaky trano. 👮Ny 05 Novambra 2024 lasa teo dia nitrangana vaky trano tao Andalamahitsy Tanandava Toamasina izay nahaverezana enta maro

DRSP ATSINANANA -VAMA FIP TOAMASINA

👉Manao ezaka amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ho famongorana ny asan-jiolahy mpanao asa ratsy ny Polisy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Antsinanana. 👉Nahazo angom-baovao Polisin’ny FIP TOAMASINA ny atoandron’ny 08 novambra fa misy jiolahy mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana, ka mpandraharaha iray