CSP 4- TANORA MPANENDAKA ENY ISOTRY : VOASAMBOTRA NY ROALAHY EFA MPAMERIN-KELOKA

✅ Vao 17 taona monja izy roalahy ireto dia hikoizana amin’ny fanendahana satria dia tsy vao izao no tratra nanendaka fa efa mpamerin-keloka sahady dia voasambotra izao sahady .
✅ Noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny vaomieran’ny fandriampahalemana sy ny Polisim-pirenena dia fantatra ny toerana fanaovan’izy ireo ny fanendahana ary mbola teo am-panomanana ny asa ratsiny izy ireo no tra-tehaky ny Polisy manao fisafoana tetsy Isotry .

CSP 4- TANORA MPANENDAKA ENY ISOTRY : VOASAMBOTRA NY ROALAHY EFA MPAMERIN-KELOKA

Vous pourrez aussi aimer