🚔🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena ny alin’ny 31 Desambra 2024, izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ Ny Aina sy Andriamatoa Tale Jeneraly, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOZANANY Dany Marius notronin’ireo Tale eo anivon’ny Ministera.
đŸ‘źâ€â™‚ïžđŸ‘źâ€â™‚ïž Notetezina avokoa ireo faritra be olona teto Antananarivo Renivohitra toy ny teny 67ha, Ankazomanga, Itaosy, Alasora ary Antaninarenina.
✅ Izao no natao dia mba ho fanatsarana hatrany ny fitandroana ny fandriam-pahalemana eny anivon’ireo faritra be olona amin’izao fety izao.
📣 Nisy ny fifampiresahana tamin’ireo olona sy mpivarotra ary fangalana ny hetahetan’izy ireo nandritra izao fidinana ifotony izao.

MSP

Vous pourrez aussi aimer