– Ho fijerena ny mahaolona, firaisam-po amin’ny mpiara-miasa sy fankaherezana azy ireo ary ho tongotra miara-mamindra ary soroka miara-milanja amin’ny namoizanan’ny fianakaviana ny Officier Principal de Police RAZAFINDRAZAKA Joël Berthin, izay nodimandry ny Sabotsy 22 Novambra 2025, dia tonga nitondra ny teny fampiononana sy fankaherezana ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka.Notarihan’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa, sy ireo mpiara-miasa aminy ato anivon’ny Minisitera izany famangiana izany ny 23 Novambra 2025, teny amin’ny trano fonenany eny Soavimbahoaka.

FAMANGIANA MANJO NOTANTERAHAN’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA HO AN’NY FIANAKAVIAN’NY OFFICIER PRINCIPAL DE POLICE RAZAFINDRAZAKA JOËL BERTHIN

Vous pourrez aussi aimer