– Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Service Central des Affaires Criminelles na ny Brigade Criminelle 2eme Section (BC2) Anosy na hiantso ity laharana finday ity :
-034 05 517 26
– Toy izao ny momba azy :
-ANARANA : RABESOELINA
-FANAMPINY : Lanto
-TAONA : 57 taona.
-DATY NAHATERAHANA : 25 Février 1968 tao Ankadifotsy Antananarivo
-TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Lot AK 93 Ankadikely Ilafy
-ANTONY : Tsy fanatanterahana didim-pitsarana
– FAMPAHATSIAHIVANA :
Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA: RABESOELINA Lanto

Vous pourrez aussi aimer