– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Fitaleavamparitry ny Filaminanbahoaka Boeny ao Mahajanga na hiantso ity laharana finday ity : -034 05 529 59
– Toy izao ny momba azy :
– ANARANA : RAFIDIMAHEFA
– FANAMPINY : Bertoni
– TAONA : 41 taona
– DATY NAHATERAHANA : 15 Octobre 1984 Tao Mahajanga
– ZANAK’I : RAFIDIMAHEFA
– SY : RASOA
– ASA : Chauffeur
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Antanimalandy Mahajanga
– ANTONY : Fisolokiana
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.
FILAZANA FIKAROHANA: RAFIDIMAHEFA Bertoni
