– Maro ireo olona misandoka mitondra compte Facebook ana tompon’andraikitra ambony, ary entiny misoloky ka manentana antsika rehetra mba ho mailo hatrany , mba tsy ho voafitaka na voasoloky.

 

FISOLOKIANA SY FISANDOHANA AO AMIN’NY FACEBOOK

Vous pourrez aussi aimer