-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana
-Ny 16 febroary 2026 tokony ho tamin’ny 04 ora hariva, nisy trangana halatr’omby nataona andihan-dahalo tao Ambinanikera, Fokontany Andriabe, ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ivohibe. Omby enina no lasan’izy ireo ary nampandre ny Polisimpirenena avy ao Ivohibe ireo fokonolona tao an-tanàna ka raikitra ny fanarahan-dia.
-Iray amin’ireo dahalo no lavo nandritra ny fifampitifirana ary mbola mitohy ny fanarahan-dia.

 

FARITRA IHOROMBE, ANDRIABE – IVOHIBE : MPANGALATRA OMBY IRAY LAVON’NY BALAN’NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer