🚔 Ady amin’ny halatra moto 👮♂️ Lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Ambohimanarina ny 11 Novambra 2025 noho ny resaka halatra moto. 📅 Ny 10 novambra 2025 no very io moto io ka nametraka fitarainana ny
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
🚔 Ady amin’ny halatra moto 👮♂️ Lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Ambohimanarina ny 11 Novambra 2025 noho ny resaka halatra moto. 📅 Ny 10 novambra 2025 no very io moto io ka nametraka fitarainana ny
📅 Nahavoaray fitoriana avy amin’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo sy ny Jirama, mahavoakasika mpiasa iray eo anivon’ny Jirama ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna ny 12 Novambra 2025. ⛔ Miisa telo lehibe no antony hanenjehan’ireo mpitory an’ity mpiasan’ny Jirama ity dia
🚔 Ady amin’ny fandikan-dalàna mifehy ny fifamoivoizana an-dalambe 📍Nosamborin’ny Polisy teny Ampefiloha ny mpamily taxi-be zotra 015 sy ny mpanampy azy rehefa nivily lalana tsy ara-dalàna teo amin’ny rond-point BMH Isotry, ny 11 Novambra 2025. ⛔ Tsy nety nijanona ity
👮♂️ Polisimpirenena mandrindra ny fifamoivoizana 🚗 Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena hanalefahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo Renivohitra, indrindra amin’ireo kihon-dalana lehibe mivoaka sy miditra an’Antananarivo. Nojerena manokana nanomboka androany 12 Novambra 2025 ny teny amin’ny faritra Analamahitsy iny.
✅ Ady amin’ny heloka mamoafady 🎯 Zazavavy kely roa, 10 sy 8 taona, no niharan’ny fanolanana sy herisetra ara-nofo nataona lehilahy iray tao amin’ny Fokontany Ampasamanatongotra, Kaominina Ambanivohitra Miarinarivo II, ny zoma 07 novambra 2025. 🔹 Araka ny fantatra dia
🚔 Ady amin’ny asan-jiolahy 📢 Nahazo fitarainana maro ny Polisimpirenena manoloana ireo tranga vaky trano nisesisesy tao Fianarantsoa. Noho izany dia niroso tamin’ny fanadihadiana lalina ny Polisy, ka nahafahana nisambotra ireo jiolahy telo isan’ireo tompon’antoka tamin’io asa ratsy io. 👮♂️
– Ady amin’ny asan-jiolahy. – Voasambotry ny Polisin’ny FIP ao amin’ny faritra SAVA ilay lehilahy iray nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana tamina « Cash Point » tany Sambava ny marainan’ny 08 Novambra 2025. – Naharay antso maika avy amin’ny mponina manodidina ny Polisimpirenena
– Ady amin’ny asa fisolokiana – Ravan’ny Polisimpirenena ao Port-Bergé ny tambajotram-pisolokiana QNET, olona 17 no voasambotra izay samy tafiditra amin’ity fikasan-dratsy ity. Tambajotra efa fantatra amin’ny asa fanambakàna sy fakàna vola amin’ny alalan’ny fidiram-bola sandoka izy ity. – Tamin’ny
– Ady amin’ny asan-jiolahy – Nisy fanafihana mitam-piadiana nitranga tao amin’ny Fokontany Anjatoka III, Kaominina Ambovombe Androy, ny harivan’ny Asabotsy 08 Novambra 2025. – Tonga ara-potoana teny an-toerana ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Androy raha vao nahare
✅ Ady amin’ny halatra isan-karazany. – Voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Antalaha ireto jiolahy miisa efatra ireto, fantatra fa malaza ratsy amin’ny resaka halatra moto ao atampontanànan’ny Antalaha. – Araka ny fitarainana voarain’ny Polisy tamin’ny 25 Oktobra 2025,
✅ Ady amin’ny fanondranana sy ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika. – Teratany vahiny miisa roa avy any Letonia no tratran’ny Polisy misahana ny sisintany (PAF) teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, nitondra zava-mahadomelina mahery vaika, ny 01 Novambra 2025. – Taorian’ny fahatratrarana
– Ao anatin’ny fanatanterahana ny vina napetraky ny Fitondram-panjakàna, izay mifantoka amin’ny fihavaozana sy fanavaozana, dia nanatanteraka fampiofanana ho an’ireo mpianatra ho Commissaire de Police sy mpianatra ho Officier de Police ao amin’ny Sekoly Ambonin’ny Polisimpirenena (ENSP) Ivato ny Minisiteran’ny