RAHARAHA FANARARAOTANA TERA-TANY MALAGASY NAMPANAOVINA ASA AN-TERIVOZONA TANY CAMBODGE : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY EFA NIDOBOKA AM-PONJA.

– Ady amin’ny famarinan’olombelona sy asa an-tery mifandraika amin’ny fanandevozana – Nosamborin’ny Polisy miasa ao amin’ny Service Central des Enquêtes Spécialisées et de la Lutte contre les Fraudes (SCESLF) ny 31 oktobra 2025 ny lehilahy iray, izay tompon’antoka amin’ny raharaha

MANANARA-AVARATRA : NANDRAY ANJARA FENO TAMIN’NY LAHADINIKA HO FANAMAFISANA NY FIAROVANA NY ZON’NY ANKIZY, IZAY HIRAISAN’IREO TAMBAZOTRA SY VOVONANA MIARO NY ANKIZY NY POLISIMPIRENENA

– Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka – Tontosa ny marainan’ny 31 Oktobra 2025 tao amin’ny Vanilla’s Pub, Fokontany Mananara-Centre, ny fihaonana nokarakarain’ny Fitaleavam-paritry ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisankina Analanjirofo, ho fanamafisana indray ny asa iraisan’ireo « Réseau de

NIHAONA SY NITAFA TAMIN’IREO POLISIMPIRENENA MIASA ETO ANTANANARIVO TENY AMIN’NY FOIBEM-PIBAIKOANA NY POLISIMPIRENENA TENY ANOSY, TAO AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA ARY TENY AMIN’NY FIP ANTANIMORA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA, NY INSPECTEUR GENERAL DE POLICE ERICK MICHEL WOULI SOUMAH IDRISSA

-Nisongadina androany maraina ny fitsidihana voalohany nataon’ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL Wouli Soumah Idrissa, teny amin’ireo rafitra fototra eo anivon’ny Polisimpirenena ; dia ny teny amin’ny foibem-pibaikoana ny Polisimpirenena etsy Anosy, teny amin’ny Kaomisaria

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN’IREO MINISITRA ROA TONTA VAO NANDRAY NY ASANY SY NY MINISITRA TEO ALOHA

🤝Tontosa ny marainan’ny faha 29 oktobra 2025 tao Anosy ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Ministry ny Filaminambahoaka teo aloha, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ny Aina sy ny Minisitry ny Filaminambahoaka vao voatendry, ny Inspecteur Général de Police ERICK