– Ireto olona ireto dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny Polisy akaiky azy, na hampandre avy hatrany ny Kaomisaria ao Tsiroanomandidy, na hiantso ireto laharana finday ireto : 034 05 503 54 / 034 07 517 25
– Toy izao ny momba azy :
1)
– ANARANA : MIANTRAMALA (fantatra amin’ny anarana hoe LEMY BE)
– FANAMPINY : Arnaud Charles Anjaralalaina
– TAONA : Teraka ny 09 avrily 1979
– DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 09/04/1979 tao Tsiroanomandidy
– RAY : P.I
– RENINY : RASOARINORO Charlotte
– ASA : Comptable
– ADIRESY TALOHA : Lot AV 76 C Avaratetezana, Antananarivo VI
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Toamasina – Anjoma – Densif
– ANTONY : Famonoan-olona (Meurtre)
2)
– ANARANA : RABETRANOSOLO (fantatra amin’ny anarana hoe LEZE)
– FANAMPINY : Jérôme
– DATY SY TOERANA NAHATERAHANA : 19 avrily 1985 tao Tsiroanomandidy, Distrikan’i Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava
– RAY : RAKOTONDRABE Rabetrano
– RENINY : RAVADARISOA Georgette
– ASA : Mpamboly
– ADIRESY TALOHA : Kaominina Urbana Tsaralalana – Tsiroanomandidy
– TOERANA NAHITANA AZY FARANY : Ambohipeno – Kaominina Ambanivohitra Ambatolampy, Distrikan’i Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava
– ANTONY : Famonoan’olona (Meurtre)
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo tanteraka ny mombamomba ireo mpanome vaovao.
