CYBERCRIMINALITE – FANAOVANA SARIMIHETSIKA MAMOAFADY : NY ZANANY LAHIKELY SY NY RAHAVAVINY IHANY NO MANATONTOSA IZANY

✅️Mpirahavavy izy 02 ireto ary ilay zokiny manan-janaka lahikely 05 taona . Nifanaraka izy ireo fa hanao sarimihetsika mamoafady ilay zazalahy kely sy ity rahavaviny.
?Rehefa vita izany dia amidin’izy ireo amin’ilay vazaha any an-dafy ilay horonantsary amin’ny vidiny 10 euros .
✅️ Tsy vao io ny sarimihetsika nataon’izy ireo fa efa maro ary saika ahitana zazakely hatrany izany . Ny fomba fanaon’izy ireo dia resahany moramora ilay zaza ary hoentiny miaraka aminy ka rehefa vita ny ataony dia hividianany zavatra .
? Voasambotry ny Polisy izy 02 ireto ary niaiky ny heloka nataony . Fantatra ihany koa fa ankizy 05 taona hatramin’ny 14 taona ny fampiasan’izy ireo ary saika ireo ankizy manodidina ny fianakaviany ihany no adalain’izy ireo .

CYBERCRIMINALITE – FANAOVANA SARIMIHETSIKA MAMOAFADY : NY ZANANY LAHIKELY SY NY RAHAVAVINY IHANY NO MANATONTOSA IZANY

Vous pourrez aussi aimer