DRSP SOFIA – FANOLANANA : NOHO NY FIFOHANA RONGONY BE LOATRA DIA NY ZANANY VAVY IHANY NO NAOLANY

✅ Nisara- panambadiana ity lehilahy 35 taona ity ary niara-nipetraka tamina vehivavy hafa sy ny zanany vavy 08 taona. Nanamparany ny filan-dratsiny tao ny zanany ka ny manodidina no niantso Polisy. Nisambotra azy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana.
✅ Rehefa natao ny fanadihadiana dia voaporofo fa niharan’ny fanolanana tokoa ilay zanany vavy ary fantatra ihany koa fa mpifoka rongony gaigilahy ny rain’ilay Zaza .

DRSP SOFIA – FANOLANANA : NOHO NY FIFOHANA RONGONY BE LOATRA DIA NY ZANANY VAVY IHANY NO NAOLANY

Vous pourrez aussi aimer