CSP7 – MPANGAROM -PAOSY ETSY 67HA : NY ZAZA NO ATAONY FITAOVANA HOENTINY MANGAROM-PAOSY

✅ Polisy nanao fanamiana sivily mijoro eny amin’ny arrêt bus no nahatsikaritra ity lehilahy nitrotro zaza nanataka poketrana vehivavy niandry bus tetsy amin’ny tany malalaka.
✅ Nosamborina avy hatrany ity lehilahy ity. Ny ratsy tsy kely lalana satria miisa 04 izay ny lehilahy tratran’ny Polisy mody mitondra zaza kanefa mpangarom-paosy sy mpanendaka avokoa.

CSP7 – MPANGAROM -PAOSY ETSY 67HA : NY ZAZA NO ATAONY FITAOVANA HOENTINY MANGAROM-PAOSY

Vous pourrez aussi aimer