đźLehilahy miisa roa, 31 taona sy 32 taona no voasambotry ny Polisin âny STUP Anosy ny 09 novambra 2024 teny Ampitatafika noho ny resaka fivarotana rongony.
đLoharanom-baovao no nahafantaran ‘ny Polisimpirenena fa misy olona mivarotra sy mitazona zava-mahadomelina eny amin’ny faritra Ampitatafika iny . Nidina ifotony avy hatrany ny Polisy, nanao ny velam-pandrika rehetra. Vokany, tra-tehaky teo ampikirakirana zava – mahadomelina izy ireo. Nandritra ny fisavana natao dia mbola nahitana rongony aminâny karazana « Skunk » milanja 304 grama.
đźLehilahy miisa telo hafa, 53 taona, sy 43 taona ary 28 taona, no saronâny Polisy miasa ao aminâny Komisaria Ambohijatovo teny Saropody teo am-pifohana rongony ny 10 Novambra 2024 lasa teo.
đNandritra ny fisafoana nataonâireo Polisy manao fanamiana sivily tany aminâny faritra saropody iny no nahatrarana azy telolahy ireto.
đRehefa nosavaina dia tratra tany aminâizy ireo ny basy kilalao miisa 2 sy bala tena izy iray ary antsy
Fantarana fa fitaovana saika hanaovana fanafihana ireo sarona ireo.
â
Naiditra am-ponja vonjimaika izy dimilahy ireo rehefa avy natolotra ny Fampanoavana.

DPE-STUPDRSP ANALAMANGA:CSP AMBOHIJATOVO ADY ATAO AMIN’NY FIPARITAHAN’NY ZAVA-MAHADOMELINA lehilahy miisa dimy no voasambotra