Fiarovana ny zaza sy ady amin’ny heloka mamoafady
➡️Androany Alahady 20 jolay 2025 dia voasambotra tao Nosy be ireto mpianaka izay tompon’andraikitra tamin’ny fanaovana sy fanaparitahana horonantsary mamoafady tamin’ny facebook niainga tao Nosy Be. Zanaky ny vehivavy iray voasambotra ihany ny roa tamin’ireo zaza navoakany tanaty tambazotran-tserasera facebook raha ny fanadihadiana.
➡️Efa saika handositra izy no voasambotry ny Polisy ka tanana hatao andri-maso sy hanaovana fanadihadiana mialohan’ny hanolorana azy eo anatrehan’ny fampanoavana.

 

FANAPARITAHANA SARY MAMOAFADY AMIN’NY FACEBOOK : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TAO NOSY BE ANDROANY IHANY IREO MPIANAKA TOMPON’ANTOKA TAMIN’IZANY

Vous pourrez aussi aimer