– Tontosa ny 01 Septambra 2025 tao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra ny fifamindram-pitantana teo amin’ny Commissaire de Police RALANTOMANANA Rija Tiana izay voatendry hitantana ny Commissariat Central Antsirabe sy ny Commissaire de Police RAHOLISON Andriananja Patrick izay nitantana teo aloha.
– Nanome Voninahitra izany fotoana izany ny Commissaire Divisionnaire de Police RAKOTONDRAHELIARIVELO Mamiarisoa Talem-paritry ny Filaminambahoaka Vakinankaratra, notronin’ny Commissaire Divisionnaire de Police RANDRIAMAHASOA Pascal Talem-paritry ny Filaminambahoaka Matsiatra Ambony ary ireo mpiara-miasa isan-tsokajiny eo anivon’ny Fitaleavam-paritra Vakinankaratra.
FIFAMINDRAM-PITANTANANA TEO ANIVON’NY COMMISSARIAT CENTRAL DE LA VILLE D’ANTSIRABE