FAMPIOFANANA IREO POLISIMPIRENENA MIASA ENY AMIN’NY SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO AMIN’NY ADY ATAO AMIN’NY FAMARINAN’OLOMBELONA SY NY FANARARAOTANA ARA-NOFO ATAO AMIN’NY ZAZA TSY AMPY TAONA.

Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka. -Nosokafana ny faha 08 septambra 2025 teny amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Bertin ary haharitra efatra andro ny fampiofanana manokana ho an’ireo Polisimpirenena miasa eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato izay notarihan’ny talen’ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy ao