-Mankalaza ny faha 64 taona nijoroany ny Polisimpirenena Malagasy ny 30 septambra 2025.
-Hetsika maro no karakarain’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena ho fanamarihana izany.
-25 Septambra 2025 amin’ny 09ora sy 30 mn : Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ao amin’ny Cathédrale Immaculée Conception Andohalo
-26 Septambra 2025 : fanomezan-drà ao amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha amin’ny 7 ora sy 30mn.
– 30 septambra 2025 : hazakazaka ara-pirahalahiana miainga eo amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka Anosy, mihodina ny farihin’Anosy, mandalo an’Amparibe ary miafara ao amin’ny kianja Barea Mahamasina.
-Mirary tsingeritaona mahafinaritra sahady ho an’ny Polisimpirenena manerana ny Nosy.

 

MANKAKAZA NY FAHA 64 TAONANY NY POLISIMPIRENENA MALAGASY

Vous pourrez aussi aimer