📜 Araka ny didim-panjakana 2025-1037 manendry amin’ny ampahany ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta, tamin’ny 7 Oktobra 2025, dia Voatendry ho Minisitry ny Filaminambahoaka manomboka androany 7 Oktobra 2025, ny ContrĂ´leur GĂ©nĂ©ral de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’Ny Aina.

👮‍♀️ Izy no vehivavy voalohany hisahana ny andraikitra maha Minisitry ny Filaminambahoaka.

VOATENDRY NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA

Vous pourrez aussi aimer