– Taorian’ny fanambarana nataon’ny EMMO manoloana ny tsaho miely dia nanamafy hatrany ny TALE Jeneralin’ny Polisimpirenena , ny Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor ny fitohizan’ny fiombonana eo amin’ny Hery Fiarovana sy Filaminana.
– Nohararaotiny koa ny nanome toromarika hanamafisana ny fitsirihana amin’ny alina taorian’ny fanafoanana ny “couvre feu”, mba hahafahan’ny vahoaka miaina milamina.
– Etsy andanin’izany, nolazainy koa ny fijerevana akaiky mikasika ny fitarainana momba ny fanamboarana “passeport”, ka nampahatsiahiviny ny fijoroan’ny polisy amin’ny fahitsiana.
– Izany dia mitaky fiovana toe-tsaina, tahaka ny ady amin’ny kolikoly izay manaratsy endrika ny Polisimpirenena

FANAMAFISANA NY FITANDROANA NY FILAMINANA IARAHANA AMIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA.

Vous pourrez aussi aimer