đ Fiarovana ny zaza aminâny heloka mamoafady
đ Vehivavy iray 24 taona no voasambotry ny Polisinâny CybercriminalitĂ© Anosy noho ny fivarotana sarina zaza tsy ampy taona amina teratany vahiny.
đ Firaha-miasa avy aminâny Interpol any Angletera no nahalalana ny fisianâity tranga ity noho ireo sarina zaza tsy ampy taona mivoaka aminâireny tambajotra miafina (Darkweb) fivarotan-tena ireny.
â Zaza 11 taona, 13 taona ary 15 taona ireo zaza ireo.
đ” Amidinâity vehivavy ity 150 000Ar ny sarinâny zaza iray ary efa naharitra teo aminâny roa volana teo no nanaovany izany. Marihana fa efa mpanao ity asa fivarotan-tena ity aminâny tambajotran-tserasera ity vehivavy voasambotra ity.
âïž Natolotra ny fampanoavana ny 12 Novambra 2025 ka nidoboka am-ponja eny Antanimora.
đ Araka ny lalĂ na laharana 2014â006 mifehy ny heloka anabaka, nivoaka ny 19 jona 2014 dia enjehina ary mampigadra ny famoronana, fanapariahana, fivarotana, fividianana na fijerena sy fitsirihana matetika horonan-tsary mamoafady misy zaza tsy ampy taona.
đ©ââïž Raha ny lalĂ na hatrany dia heverina fa tsy tompon’andraikitra feno amin’ny fihetsika ataony ny zaza latsaky ny 18 taona, ka noho izany dia tsy manan-kery eo anatrehan’ny lalĂ na ny filazĂ na fa nanaiky na tsy noterena ny zaza tsy ampy taona amin’ny famoronana horonan-tsary mamoafady.
VEHIVAVY IRAY MIVAROTRA SARY MAMOAFADINA ZAZA TSY AMPY TAONA VAOSAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
