Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana.
– Lehilahy roa avy any Berenty ary nivarotra voamaso tao Ranohira no voasambotry ny Polisimpirenena ny 19 Novambra 2025.
– Loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po no nahafahan’ny Polisin’ny Hery Vonjy Taitra (FIP) ao Ranohira nisambotra azy ireo.
– Nentina avy hatrany eny amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka Ihorombe ny raharaha, ary mitohy ny fanadihadiana.

 

RANOHIRA : LEHILAHY MIISA ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA MIASA AO AMIN’NY HERY VONJY TAITRA TAO RANOHIRA NOHO NY FIVAROTANA VOAMASO.

Vous pourrez aussi aimer