– Ireto olona ireto dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny « Service Central de Lutte contre la Cybercriminalité » na hiantso ity laharana finday ity : 034 05 703 76
– Toy izao ny momba azy ireo :
-ANARANA : RALAIVITA
-FANAMPINY : Tsilavonarivo
-SOLON’ANARANA : Dadan’i JEMIIMA
—–——————————–
-ANARANA : RIJASON
-FANAMPINY : Fenohery
-ANTONY : fandrahonana ho faty, fanentanana hankahala, fanalam-baraka amin’ny tambajotra sosialy facebook.
(Menace de mort, incitation à la haine,diffamation publique sur le réseau social facebook)
– FAMPAHATSIAHIVANA :
– Ny Polisimpirenena dia manome toky fa mijanona ho tsiambaratelo ny mombamomba ny mpanome vaovao.

 

FILAZANA FIKAROHANA:RALAIVITA Tsilavonarivo(SOLON’ANARANA : Dadan’i JEMIIMA) sy RIJASON Fenohery

Vous pourrez aussi aimer