– Ady amin’ny asan-jiolahy sy fiarovana ny fananan’ny olom-pirenena.
– Tovovavy iray no tonga nametraka fitoriana tao amin’ny Polisy ao Tsaratanana, nilaza fa nisy namaky ny tranony ka very tamin’izany ny fahitalavitra iray, batterie, ary convertisseur miaraka amin’ny panneau solaire.
– Nanao ny fanadihadiana lalina sy fakàna loharanom-baovao ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Tsaratanàna.
– Voasambotra ireo olona telo tompon’antoka tamin’io vaky trano io ary nisy tamin’izy ireo no niaiky ny heloka vitany ary nidoboka am-ponja vonjimaika rehefa niakatra fampanoavana ny 14 Janoary 2026

 

TSARATANANA : ANDIAN-JIOLAHY TOMPON’ANTOKA TAMINA VAKY TRANO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

Vous pourrez aussi aimer