‎Ady amin’ny tsy fandriampahalemana

⏹️‎Ny maraimben’ny 22 febroary 2026, nisy lehilahy iray 37 taona voasambotry ny Polisimpirenena teny Nanisana. Teo am-pikasana hamaky trano ity lehilahy ity no saron’ny mpitandro filaminana nanao fisafoana.

⚠️‎Nandritra ny fisavana natao taminy dia nahitana fitaovana manaporofo amin’ny asa ratsy ho ataony teny aminy. Tratra teny amin’ity olon-dratsy ity ny « Big Boss » sy « pince coupante ».

🔗‎Nentina natao andrimaso eny amin’ny biraon’ny kaomisaria Analamahitsy izy hanaovana fanadihadiana

CSP ANALAMAHITSY : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRA TEO AM-PIKASANA HAMAKY TRANO TAO NANISANA

Vous pourrez aussi aimer