-Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina -Ny 31 janoary 2026 dia naharay loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitrapo ny Polisy miasa ao Antsiranana fa misy olona mivarotra sy midoroka cocaïne ao Tanambao IV. Nidina ifotony teny an-toerana avy hatrany ny Polisy
