👮 Olona efatra no voasambotry ny Polisy ao Manakara, taorian’ny nahafantarana fa nikasa hivarotra zazalahy iray 8 taona izy ireo. Niainga avy any amin’ny Kaominina Efatsy, Distrikan’i Farafangana, ireo voarohirohy ka nitondra ilay zaza ho any Manakara. 🔎 Araka ny
