-Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina – Fiara 4×4 iray no nosakan’ny Polisy nandritra ny sakana natao teo Voatavo, Kaominina Zazafotsy, Distrikan’Ihosy ny Alarobia 25 Martsa 2026 tamin’ny 04 ora maraina. – Nampiahiahy ity fiara ity ka niroso tamin’ny fisavàna ny Polisy.
