– Nahitam-bokany ny hetsika fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ataon’ny Polisy avy ao amin’ny Komisarian’ny Boriboritany faha-dimy (CSP5) Mahamasina, satria moto halatra iray no hita ary efa tafaverina amin’ny tompony. – Ny Alatsinainy 5 Janoary 2026 lasa teo, tokony ho tamin’ny 05
