AMBOHIDAHY ANKADINDRAMAMY : VEHIVAVY ROA VOASAMBOTRA NOHO NY SINTO-MAHERY ATAO ANKAFETSENA
🎯 Tsy kely lalana tokoa ary tsy misy tandroka ny ratsy raha ity tranga teny Ambohidahy Ankadindramamy ny 12 Aprily 2026 ity. 🚔 Vehivavy miisa telo izy ireo no mody mifangaro amin’ny mpiantsena ary misisika eny amin’ny ireo be olona.
ANDOHATAPENAKA – ANKASINA – : MATY VOATIFITRA ILAY LEHILAHY NAMPITAHOTRA SY MAMPIHOROHORO ARY MAKA VOLA TSY AMIN-DRARINY IREO MPONINA.
🔎 Taorian’ilay fitarainana niparitaka tamin’ny Facebook, izay nilazan’ny mponina fa misy lehilahy iray mpampihorohoro ao Ankasina sy Andohatapenaka, dia nandray andraikitra avy hatrany ny Service Central Anti-Gang ka nanamarina izany sy nanao angom-baovao teny ifotony. 🚔 Ny Alatsinainy 13 Aprily
MAHAJANGA : TAMBAJOTRA MPANGALATRA MOTO RAVAN’NY POLISIMPIRENENA, OLONA MIISA 03 VOASAMBOTRA
👮♂️ Ady amin’ny tambajotra mpanao halatra 📅 Ny 30 Martsa 2026 no naharay fitarainana mombana halatra moto scooter iray nitranga ny alin’ny 29 Martsa tao Tsararano Ambony ny Kaopisaria foibeao Mahajanga. 📅 Ny 08 Aprily 2026, voasambotra ny lehilahy iray
ALASORA – AMORONANKONA BY PASS : LEHILAHY IRAY VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY VAKY TRANO
👮♂️ Ady amin’ny halatra sy vaky trano 📅 Ny 09 Aprily 2026 hariva, nisy tranga vaky trano teny Amoronankona By-pass ka niantso ny Polisin’ny Kaomisaria Alasora ilay lasibatra. 📞 Tonga haingana teny an-toerana ny Polisy ka lehilahy iray no tratra
FILAZANA FIKAROHANA: MIANTRAMALA (FANTATRA AMIN’NY ANARANA HOE LEMY BE) ARNAUD CHARLES ANJARALALAINA SY RABETRANOSOLO ( LEZE) JEROME
– Ireto olona ireto dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny Polisy akaiky azy, na hampandre avy hatrany ny Kaomisaria ao Tsiroanomandidy, na hiantso ireto laharana finday ireto : 034 05 503
MANGARIVOTRA TOAMASINA : RAVAN’ NY POLISIMPIRENENA NY TAMBAZOTRANA MPANGALATRA MOTO, OLONA VALO VOASAMBOTRA.
– Ravan’ny Polisin’ny FIP miasa ao Toamasina ny 09 Aprily 2026 teo ny tambazotra iray mpangalatra moto tao Mangarivotra. Olona valo mianadahy no voasambotra tamin’izao raharaha izao. – Lehilahy miisa telo no lehiben’ity fikambanan-jiolahy ity izay manatanteraka ny halatra mivantana,
FIKAONANDOHAM-PARITRY NY POLISIMPIRENENA ANALAMANGA : MARO IREO MPANDRAY ANJARA AVY AMIN’NY SEHATRA TSY MIANKINA NANDRAY ANJARA, MBA HO FANATSARANA HATRANY NY ASAN’NY POLISIMPIRENENA.
– Tontosa teny amin’ny Lapan’ny Teny Tonga Nofo Ambatobe ny 10 Aprily 2026 ny Fikaonandoham-paritry ny Polisimpirenena eto amin’ny Faritra Analamanga. Ny lohahevitra nentina nandritra izany : “Ahoana ny endriky ny Polisimpirenena amin’ny taona 2036?” – Ity fikaonandoha ity dia
DRFC – FANOLORANA MARI-PANKASITRAHANA SY FAMANTARANA MAMPIAVAKA HO AN’IREO POLISIMPIRENENA NAHAVITA FIOFANANA HO VONDRONA MANOKANA NA UNITÉ SPÉCIALISÉE DE LA POLICE NATIONALE (USPN), ANDIANY 2026.
– Notanterahina teny amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin ny 09 Martsa 2026 ny fanolorana mari-pankasitrahana sy famantarana miavaka na ny « brevet » ho an’ireo Polisimpirenena nahavita fiofanana ho Unité Spécialisée de la Police Nationale (USPN) andiany 2026. – Nanomboka ny 06 Martsa
COMMISSARIAT CENTRAL TSARALALANA : NITOKANA TOERAM-PITSABOANA, BIRAON’NY POLISY MISAHANA NY FIFAMOIVOIZANA, MANAVAO NY FOMBA FIASA HATRANY.
– Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka. – Ho fanakaikezana hatrany ny vahoaka sy ho fanatsaràna ny tolotra omena ny olom-pirenena izay laharam-pahamehana apetraky ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka dia notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 9 Aprily 2026 ny toeram-pitsaboana sy birao vaovao ho
TOAMASINA : LEHILAHY IRAY TRATRAN’NY CAMERA DE SURVEILLANCE NANGALATRA TROTTINETTE, NIDOBOKA AM-PONJA.
– Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. – Taorian’ny fiparitahan’ny vaovao tamin’ny tambajotra sosialy mahakasika halatra « trottinette » nitranga ny 26 Martsa 2026 tao amina tranombarotra iray tao Tanamakoa, dia lehilahy iray no voasambotry ny Polisy ny 02 Aprily 2026 tao
FIKAONAN-DOHAN’NY POLISIMPIRENENA : MIDITRA AMIN’NY FIKAONANDOHAM-PARITRA NY ETO ANALAMANGA.
– Samy efa nahavita ny fikaonan-doha isam-paritra avokoa ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka manerana ny Nosy ahafahana manambatra ny hevitra entina eo amin’ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena Malagasy. – Hiroso amin’ny fikaonandoham-paritra ny Polisimpirenena eto Analamanga ny Zoma 10 Aprily 2026
