– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana - Ny fandriampahalemana sy ny fiarovana ny fananan’ny olona no antom-pisian’ny Polisy. - Nitrangàna vaky trano tao Morafeno, Kaominina Ambositra, ny alin’ny 15 Aprily hifoha 16 Aprily 2026 lasa teo. Nanao ny fikarohana sy ny
