Ady amin’ny fanaovana hosoka – Ny 31 Jolay 2025, lehilahy iray no tonga tao amin’ny cash point iray tao Ambilobe fa hanao petra-bola amin’ny findainy. Rehefa vita ny fifanakalozana, dia tsikaritr’ilay mpiasa tao amin’ilay cash point fa vola sandoka avokoa
