– Ady amin’ny asan-jiolahy mahery vaika – Ny Alahady 14 Desambra 2025 tamin’ny 7 ora sy sasany hariva, taorian’ny fahazoana loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitrapo mahakasika ny fisiana andian-jiolahy mikononkonona hanao fanafihana eny amin’ny manodidina an’Ambatomaro, dia niditra an-tsehatra avy
