– Ady amin’ny halatra sy fametrahana fandriam-pahalemana maharitra – Nandritra ny asa fisafoana nataon’ny Polisy tao amin’ny faritry ny tetezan-dRamala, eny Isotry iny ny tolakandron’ ny 06 Desambra 2025, dia olona enina (06) no voasambotra tamin’ny resaka harom-paosy, tratra ambodiomby
