– Vokatry ny fanamafisana ny fanangonam-baovao manoloana ny fihanaky ny zava-mahadomelina tao amin’ny Kaominina Soavina, Distrikan’Antananarivo Atsimondrano, dia voasambotry ny Polisy ny mpivady iray mpamatsy sy mpivarotra zava-mahadomelina rôrô ny 05 Aogositra 2026.
– Nandritra ny vela-pandrika natao dia tratra niaraka tamin’ny zava-mahadomelina sy ny porofo momba ny varo-maizina ataony izy ireo.
– Tanana atao andri-maso ireto mpivady ireto mialohan’ny hanolora azy ireo ny Fampanoavana.