👉 Polisimpirenena malagasy, manakaiky ny vahoaka ➡️ Tonga niresaka mivantana tamin’ireo mponina sy ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana teny amin’ny fokontany Andavamamba Anatihazo I sy Andavamamba Anjezika I ny « Commissaire Central » an’Antananarivo, ny Commissaire Principal de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys,
