👮Nanomboka omaly Alahady 24 Novambra 2024 tamin’ny 09 ora ny fidirana ho an’ireo Mpianatra ho Polisy andiany faha 30 sokajy « Inspecteur de Police » raha ny faha 08 Desambra 2024 ho avy izao ho an’ireo Mpianatra sokajy « Agents de Police » ✅Izy

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
👮Nanomboka omaly Alahady 24 Novambra 2024 tamin’ny 09 ora ny fidirana ho an’ireo Mpianatra ho Polisy andiany faha 30 sokajy « Inspecteur de Police » raha ny faha 08 Desambra 2024 ho avy izao ho an’ireo Mpianatra sokajy « Agents de Police » ✅Izy
👉Fiofanana nitohy naharitra telo andro, ny alarobia 20 novambra ka nifarana ny zoma 22 novambra 2024 tao amin’ny « HOTEL LE PAVE » Antaninarenina, izay nokarakarain’ny UNICEF. Izany fiofanan izany dia mahakasika ny fiarovana ny ankizy sy ady amin’ny herisetra
✅Nifarana androany zoma 22 Novambra 2024 ny fiofanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (Violence Basée sur le Genre) ho an’ny ny Polisy vehivavy andiany SANDRATRA, tao amin’ny Cercle Mess de la Police Nationale
✏️Ny talata 19 novambra 2024, Polisy mpiana-draharaha eo anivon’ny Fitaleavan’ny Hery Vonjy Taitra, izay miasa eny amin’ny Poste de Police Akamasoa no nanolotra sary “Portrait” n’i Mompera Pedro. 🎊Naneho ny hafaliany sy fankasitrahany an’izao fanomezana izao izy ary maniry ny
👉 Ity olona ity dia manan- draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny Polisy Ekonomika Analamanga na hiantso ity laharana finday ity : 📱034 66 644 99 ✅️ Toy
🐂🐂Omby miisa roa no lasan’ny dahalo nandritra ny fanafihana nitranga ny 19 novambra 2024 tokony ho tamin’ny 3 ora maraina teo ho eo, tao Ankorobe, Kaominina Ambonivohitra Besalampy. Dahalo maromaro no nanao be midina ka nanafika tao amin’ity tanàna ity.
👮Voasambotry ny Polisy avy ao Komisaria Andilamena ny 17 Novambra 2024 lasa teo tamin’ny 11 ora sy sasany alina tao amin’ny fokontany Ambohitradala, Kaominina Andilamena ny lehilahy miisa roa : 27 sy 22 taona. 👉Nandritra ny fisafoana amin’ny alina toy
👮Lehilahy roa no voasambotrin’ny Polisy miasa ao amin’ny FIP faritra Atsimo Andrefana ny 15 Novambra 2024 alina , tratra ambody omby nangalatra « Cyclopousse » 👉Manamafy ireo asa fisafoana fanaony moa ny mpitandro ny filaminana miasa any an-toerana. Nandritra ny
👮Tratran’ny Polisy tao an-tranony, ao Antanifotsy Sambava, ny talata 12 Novambra 2024, ilay tompon’antoka tamin’ny resaka halatra moto. 👉Araka ny loharanom-baovao mari-pototra avy amin’olona tsara sitrapo hoe nisy lehilahy manafina moto halatra tao amin’ny toeram-ponenany ao Antanifotsy Sambava dia nanao
👮Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria MAHANORO tao amin’ny Fokontany MIAKARA, Kaominina MAHANORO ny lehilahy roa 25 sy 35 taona ny 15 novambra teo, tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany maraina noho ny resaka halatra miharo vaky trano.
👮Saron ‘ny Polisy miasa ao amin’ny CSP5 Mahamasina tao amin’ny Fokontany Ouest Mananjara, ny Zoma 15 Novambra 2024, ny lehilahy miisa 03 nikonokonona hanao asa ratsy izay niteraka horohoro eny amin’iny faritra iny. 👉Fantatra fa misy olona midoroka zava -mahadomelina
Lehilahy telo, 58 sy 47 ary 32 taona no tra-tehaky ny POLISY miasa ao amin’ny Komisarian’i ANTALAHA ny 04 sy 05 novambra 2024 lasa teo nohon’ny halatra moto. Manoloana ny tranga fahaverezana moto izay niseho dia nandray andraikitra avy hatrany