– Tonga nitsidika ara-pomba fanajàna ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, tao amin’ny toeram-piasany ao Anosy, ny Filohan’ny Holafitry ny Mpisolo vava vaovao, ny Maître RANARY RAKOTOARISOA Ferdinand, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy, ny Alarobia 29
