🤝 Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka 📅 Tontosa ny 18 oktobra 2025 tao amin’ny Tranompokonolona Tsiroanomandidy ny fampiofanana natokana ho an’ireo lehiben’ny Fokontany miisa 16, « quartiers mobiles » ary mpikamban’ny andrimasom-pokonolona, nokarakarain’ny DRSP Bongolava ho fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny Polisimpirenena sy ny
