– Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Poste de Police Avancé (PPA) Soavina teny Besarety sy Ankadifotsy ny 01 sy 02 febroary 2026 noho ny resaka halatra moto nitranga tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Soavina, Distrikan’Antananarivo-Atsimondrano. –
