– Fijerena ny lafiny maha olona. - Tontosa ny Sabotsy faha 14 Febroary 2026 teny amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato , ny lanonana ofisialy fametrahana galona ho an’ireo Polisimpirenena niakatra laharam-boninahitra ho Commissaire de Police, Officier de
