– Nanomboka ny Alakamisy 19 Febroary 2026 tolakandro, nisy hetsika manokana fandrindràna sy fanaraha-maso ny fifamoivoizana nataon’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria foibe Mahajanga ; nojerena manokana ireo mpitondra kodiaran-droa tsy manao aro-loha sy mandeha mafy loatra. – Natao izao
