MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA_ANDIANY SANDRATRA:NAHAVITA NY FIANIANANA MAHA MPIKAROKA FANDIKAN-DALANA NY INSPECTEURS DE POLICE NIVOAKA TAMIN’NY ANDIANY SANDRATRA

➡️Tontosa ny alatsinainy 20 Janoary 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany tetsy Anosy ny lanonam-pitsarana nanaovan’ireo Inspecteurs de Police avy amin’ny Andiany SANDRATRA ny fianianana maha OPJ na ny maha mpikaroka fandikan-dalàna azy ireo . ➡️Inspecteurs de Police miisa 220

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

📆Amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao dia nanatontosa fidinana ifotony tany amin’ireo rafi-pitantanana sy Sampandraharaha misy eto Antananarivo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo tompon’andraikitra ambony mpiara-miasa aminy ny 02 sy ny 03 janoary

MSP

🚔🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teto an-drenivohitra ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena ny alin’ny 31 Desambra 2024, izay notarihan-dRamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO Mandimbin’ Ny Aina sy Andriamatoa Tale Jeneraly, ny Contrôleur Général de

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA:NIDINA IFOTONY NANKAHERY IREO POLISY MIASA ENY AN-KIANJA NY MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA OMALY 30 DESAMBRA 2024.

👮Nanatanteraka fidinana ifotony, nampahery sy nanome toromarika ireo Polisy miasa eny an-kianja ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo mpiara-miasa aminy ny 30 Desambra 2024. 🎉Amin’izao an-katoky ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona izao