– Basy poleta iray tsy misy taratsy miaraka amin’ny bala miisa 3 ary rongony mifono tanaty taratasy no tratran’ny Polisimpirenena nandritra ny sakana fanaraha-maso nataon’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Mandritsara ny 25 Novambra 2025 teny amin’ny lalam-pirenena mampitohy an’ny Mandritsara sy Mananara Avaratra, teo Anasandoha Andidimiady.
– Nandritra ny famotorona dia niaiky ireo fandikan-dalàna nataony ity lehilahy ity ary rehefa natolotra ny fampanoavana izy ny 27 Novambra 2025 dia naiditra am-ponja vonjimaika any an-toerana.

 

FAHATRARANA BASY POLETA TSY ARA-DALANA NANDRITRA NY SAKANA NATAON’NY POLISIMPIRENENA.

Vous pourrez aussi aimer