👉Taorian’ny fitarainana nataon’ny renim-pianakaviana iray teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Polisimpirenena Atsinanana nohon’ ny fanendahana miaro herisetra izay nianjady taminy ny 24 desambra 2024.
đź‘®Nidina ifotony avy hatrany ny SUT sy ny UIR.
âś…Vokatr’izany dia jiolahy 04 no voasambotra teo Tanamborozano Toamasina.
Sarona teny amin’izy ireo ny antsy miisa 04, fitaovana fampiasany manao an’izany asa ratsiny izany.
👉Nentina nankany amin’ny biraon’ny Polisimpirenena mba ho atao fanadihadihana.

DRSP ATSINANANA_SUT – UIR:FANDRAVANA FIKAMBANAN-JIOLAHY MANAO HALATRA MIARO HERISETRA TAO TANAMBOROZANO

Vous pourrez aussi aimer